Fanafohezana ireo commande ilaina tapena matetika .
Saro-pady ny fichier misy ireo bash bashrc
rehetra ary tsy tokony ho kitihana matetika , noho izany dia tsara raha micreer fichier iray hianao hitehirizana ny alias-anao
bash_aliases
alias nom_de_votre_alias='commande de votre alias'
alias jul-update='sudo apt-get update'
Afaka manoratra hianao avy eo hoe jul-update
Hoan'ny script
alias monscript='sh -c /home/$USER/path/to/script.sh'
Mba ahatonga ny commande ataonao ho pris en charge dia reloadeo ny bashrc
source ~/.bashrc
Mba ahafahanao mijery ireo alias ao aminao dia tapeo fotsiny ny alias
Raha te-hanala alias hianao dia
unalias mon_alias